Aingam-panahy avy amin'ny tapas ny sakafo atolotray. Karazana sakafo kely maro samihafa mba hahafahanao mampifangaro sy mampifanaraka ny tsirony sy ny akorany araka izay tianao.Â
Fantatray fa arakaraka ny tsirony no maha-afa-po anao - ary ny fahafaham-ponao no fahafinaretanay.Â
Miovaova arakaraka ny fizaran-taona sy ny fahaiza-mamorona ananan'ny chef anay ny sakafo atolotray. Fomba maoderina hanehoana aminao izay rehetra atolotry ny natiora manodidina antsika izany.Â
Bonne Appetit!
South Bay
Ile aux Nattes
515 Sainte Marie
Madagaskar
South Lagune
Ile aux Nattes
515 Sainte Marie
Madagacar